plt_tn/psa/109/030.md

8 lines
237 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'ny vavako no hanolorako
Izany dia midika fa hiteny izy. DH: "Hiteny sy hanome aho"
# Fa hitsangana eo an-tanana ankavanan'ny malahelo Izy
Izany dia midika fa hanampy sy hiaro ny olona malahelo Izy. DH: "hiaro an'izay malahelo"