# Amin'ny vavako no hanolorako Izany dia midika fa hiteny izy. DH: "Hiteny sy hanome aho" # Fa hitsangana eo an-tanana ankavanan'ny malahelo Izy Izany dia midika fa hanampy sy hiaro ny olona malahelo Izy. DH: "hiaro an'izay malahelo"