20 lines
498 B
Markdown
20 lines
498 B
Markdown
|
# Ka dia niantso an'i Yaveh tamin'ny fahoriany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy amin'ny fahoriany"
|
||
|
|
||
|
# izay ireo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'ireo tantsambo.
|
||
|
|
||
|
# Nampitony ny tafio-drivotra Izy
|
||
|
|
||
|
"Nampijanona ny rivotra Izy"
|
||
|
|
||
|
# nitondra azy ireo Izy
|
||
|
|
||
|
"nitarika azy ireo Izy"
|
||
|
|
||
|
# ny morony nirian'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"ny morony tian'izy ireo naleha"
|