# Ka dia niantso an'i Yaveh tamin'ny fahoriany izy ireo Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy amin'ny fahoriany" # izay ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'ireo tantsambo. # Nampitony ny tafio-drivotra Izy "Nampijanona ny rivotra Izy" # nitondra azy ireo Izy "nitarika azy ireo Izy" # ny morony nirian'izy ireo "ny morony tian'izy ireo naleha"