plt_tn/psa/085/012.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fahamarinana handeha eo anoloany, sady hanao lalana ho an'ny diany
Andriamanitra manao izay marina na aiza na aiza alehany dia lazaina toy ny hoe olona iray mandeha eo alohan'Andriamanitra ny fahamarinana ka manomana lalana hodiavin'Andriamanitra.
# ny diany
Eto ny "dia" dia maneho izay andehanan'Andriamanitra.