# Ny fahamarinana handeha eo anoloany, sady hanao lalana ho an'ny diany Andriamanitra manao izay marina na aiza na aiza alehany dia lazaina toy ny hoe olona iray mandeha eo alohan'Andriamanitra ny fahamarinana ka manomana lalana hodiavin'Andriamanitra. # ny diany Eto ny "dia" dia maneho izay andehanan'Andriamanitra.