plt_tn/psa/068/026.md

8 lines
371 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misaora an'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana, miderà an'i Yaveh, ianareo ry taranaka marin'Israely
Mety hanampy ny fanovana ny firafitr'ireo andianteny ireo. DH: "Ianareo izay taranaka marin'Israely, miderà an'i Yaveh ary misaora an'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana"
# ny mpanaraka azy
"ny vondron'izy ireo." Ny teny "izy ireo" manondro ireo mpitarik'i Joda.