# Misaora an'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana, miderĂ  an'i Yaveh, ianareo ry taranaka marin'Israely Mety hanampy ny fanovana ny firafitr'ireo andianteny ireo. DH: "Ianareo izay taranaka marin'Israely, miderĂ  an'i Yaveh ary misaora an'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana" # ny mpanaraka azy "ny vondron'izy ireo." Ny teny "izy ireo" manondro ireo mpitarik'i Joda.