24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# nihevitra mantsy ianao fa olona mitovy amin'ny tenanao ihany Aho
|
||
|
|
||
|
satria Andriamanitra nihazona fahanginana ary tsy mbola nibedy ireo olona ratsy fanahy tamin'ireo asany, dia noheverin'izy ireo fa neken'Andriamanitra izay nataony. DH: "mihevitra ianao fa olona manao fihetsika tahaka ny ataonao ihany Aho"
|
||
|
|
||
|
# hananatra
|
||
|
|
||
|
"hibedy" na "hanasazy"
|
||
|
|
||
|
# hampiakatra ...ny zava-drehetra vitanao
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra miteny ny fitanisana ireo zava-dratsy rehetra izay nataon'izy ireo. DH: "hitanisa ... ireo zavatra rehetra izay nataonao"
|
||
|
|
||
|
# ho eo amin'ny tandrifin'ny masonao
|
||
|
|
||
|
Eto, ny maha "eo anoloan'ny masonao" midika fa izany dia eo amin'ny toerana izay ahafahan'izy ireo mahita. Izany midika fa izy ireo tsy ho afa-mandà ireo vesatra izay entin'Andriamanitra hanohitra azy ireo. DH: "eo amin'ny tandrifinao indrindra" na "mba tsy handavanao ireny"
|
||
|
|
||
|
# ianao izay mpanadino an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra miteny ny ratsy fanahy mandà Azy toy ny hoe noadinoin'izy ireo Izy. DH: "ianao ilay nandà Ahy"
|
||
|
|
||
|
# hopotipotehiko ianao
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra miteny ny fandringanana ny ratsy fanahy toy ny hoe liona mihinana ny hazany. DH: "hamotika anao Aho"
|