plt_tn/psa/040/010.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy nokoboniko tato am-poko ny fahamarinanao
"Tsy nokoboiniko ho tsiambaratelo ny fahamarinanao." azo atao amin'ny endrika mihiba ihany koa izany. DH: "Nolazaiko malalaka tamin'ny olona rehatra ny fahamarinanao"
# tato am-poko
Eto izany dai manondro ny ao anaty amin'ny mpanoratra.
# tsy nokoboniko tamin'ny fiangonan-dehibe ny fanekem-pahatokianao sy ny fahamendreham-pitokianao
Azo avadika amin'ny endrika mihiba izany. DH: "Nolazaiko tamin'olona rehetra tao amin'ny fiangonan-dehibe ny momba ny famindramponao sy ny fahamarinanao"
# ny fanekem-pahatokianao
Ity anarana ity dia azo avadika ho asa. DH: "ny maha mahatoky Anao amin'ny fihazonana ny fampanantenanao"
# ny fahamendreham-pitokianao
Ity anarana ity dia azo ambara ho asa. DH: "ny maha mendri-pitokisana Anao"
# aoka ny famindramponao sy ny fahamarinanao no hiaro ahy mandrakariva
Eto ny "famindrampo" sy "fahamarinana" dia lazaina toy ny hoe olona izay afaka miaro ny mpanoratra. DH: "Mila ny famindramponao sy ny fahamarinanao aho hiaro ahy mandrakariva"