plt_tn/psa/037/039.md

16 lines
535 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny famonjena ny marina dia avy amin'i Yaveh
Ny anarana "famonjena" dia azo avadika ho asa. DH: "Yaveh mamonjy ny olo-marina" (UDB)
# ny marina
Ity dia manondro ny olo-marina. DH: "ny olo-marina"
# Manampy ... manavotra ... mamonjy
Ity hevitra mitovy ity dia averimberina amin'ny fomba maro samihafa mba hanamafisana fa Yaveh dia azo ianteherana sy afaka manome vonjy.
# efa nialoka tao Aminy
Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "efa nankany aminy izy ireo hitady fiarovana"