# Ny famonjena ny marina dia avy amin'i Yaveh Ny anarana "famonjena" dia azo avadika ho asa. DH: "Yaveh mamonjy ny olo-marina" (UDB) # ny marina Ity dia manondro ny olo-marina. DH: "ny olo-marina" # Manampy ... manavotra ... mamonjy Ity hevitra mitovy ity dia averimberina amin'ny fomba maro samihafa mba hanamafisana fa Yaveh dia azo ianteherana sy afaka manome vonjy. # efa nialoka tao Aminy Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "efa nankany aminy izy ireo hitady fiarovana"