plt_tn/psa/021/005.md

20 lines
673 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny voninahiny
"Ny voninahitry ny mpanjaka" na "Ny lazan'ny mpanjaka"
# efa nampitoetra famirapiratana sy ny voninahitra taminy Ianao
"Ianao efa nampitoetra taminy ny famirapiratana sy voninahitra." Ny fanaovana ny mpanjaka ho mpanan-karena sy matanjaka dia lazaina toy ny hoe ny famirapiratana sy voninahitra dia napetraka teo aminy. DH: "Ianao nanao azy ho mpanan-karena sy mahery"
# manome Ianao
"mamela azy hanana Ianao" na "manaiky ny hanome azy Ianao"
# fitahiana maharitra
"fitahiana izay haharitra" na "fitahiana izay hitoetra"
# fifalian'ny fanatrehanao
"ny hafaliana amin'ny eo amin'ny fanatrehanao" na ny hafaliana izay avy aminao rehefa eo akaikinao"