# ny voninahiny "Ny voninahitry ny mpanjaka" na "Ny lazan'ny mpanjaka" # efa nampitoetra famirapiratana sy ny voninahitra taminy Ianao "Ianao efa nampitoetra taminy ny famirapiratana sy voninahitra." Ny fanaovana ny mpanjaka ho mpanan-karena sy matanjaka dia lazaina toy ny hoe ny famirapiratana sy voninahitra dia napetraka teo aminy. DH: "Ianao nanao azy ho mpanan-karena sy mahery" # manome Ianao "mamela azy hanana Ianao" na "manaiky ny hanome azy Ianao" # fitahiana maharitra "fitahiana izay haharitra" na "fitahiana izay hitoetra" # fifalian'ny fanatrehanao "ny hafaliana amin'ny eo amin'ny fanatrehanao" na ny hafaliana izay avy aminao rehefa eo akaikinao"