plt_tn/psa/017/011.md

12 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanodidina ny diako izy ireo
Ny "nanodidina ny lalako" eto dia maneho ny fomba anarahan'ireo fahavalony an'i Davida eny amin'izay alehany mba hisambotra azy. DH: "Efa manodidina ahy ireo fahavaloko."
# tahaka ny liona maniry hamiravira fatratra, tahaka ny liona tanora mamitsaka ao amin'ireo toerana fierena
Ireo andianteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy. Ny famerimberenana dia manampy fanamafisana.
# Izy ireo dia tahaka ny liona ... tahaka ny liona tanora
Ny mpanoratra dia mahatsapa voaenjika tahaka ny liona mihaza ny hazany.