# Nanodidina ny diako izy ireo Ny "nanodidina ny lalako" eto dia maneho ny fomba anarahan'ireo fahavalony an'i Davida eny amin'izay alehany mba hisambotra azy. DH: "Efa manodidina ahy ireo fahavaloko." # tahaka ny liona maniry hamiravira fatratra, tahaka ny liona tanora mamitsaka ao amin'ireo toerana fierena Ireo andianteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy. Ny famerimberenana dia manampy fanamafisana. # Izy ireo dia tahaka ny liona ... tahaka ny liona tanora Ny mpanoratra dia mahatsapa voaenjika tahaka ny liona mihaza ny hazany.