20 lines
657 B
Markdown
20 lines
657 B
Markdown
|
# Misy taranaka manozona ... tsy misaotra ... Misy taranaka
|
||
|
|
||
|
"taranak'olona izay manozona ... ary tsy misaotra ... taranak'olona izay"
|
||
|
|
||
|
# taranaka
|
||
|
|
||
|
karazana na sokajy na vondrona
|
||
|
|
||
|
# madio eo imasony ihany
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny hoe "eo imasony ihany" dia ilazana ny hevitr'izy ireo. DH: "mino fa madio izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# kinanjo tsy voasasa tamin'ny lotony akory
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "voasasa" sy "loto" dia miresaka momba ny famelan'Andriamanitra ny olona izay manota toy ny hoe manasa loto mivaingana hiala amin'ny olona Izy. Io dia azo atao hoe DH: "Tsy navelan'Andriamanitra ny helony"
|
||
|
|
||
|
# lotony
|
||
|
|
||
|
Tokony hadika amin'ny teny mihaja izay mampiditra ny loa sy ny taim-biby io.
|