# Misy taranaka manozona ... tsy misaotra ... Misy taranaka "taranak'olona izay manozona ... ary tsy misaotra ... taranak'olona izay" # taranaka karazana na sokajy na vondrona # madio eo imasony ihany Ny andian-teny hoe "eo imasony ihany" dia ilazana ny hevitr'izy ireo. DH: "mino fa madio izy ireo" # kinanjo tsy voasasa tamin'ny lotony akory Ny teny hoe "voasasa" sy "loto" dia miresaka momba ny famelan'Andriamanitra ny olona izay manota toy ny hoe manasa loto mivaingana hiala amin'ny olona Izy. Io dia azo atao hoe DH: "Tsy navelan'Andriamanitra ny helony" # lotony Tokony hadika amin'ny teny mihaja izay mampiditra ny loa sy ny taim-biby io.