plt_tn/pro/21/29.md

8 lines
239 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manamafy ny endriny
Ireo mety ho heviny dia 1) "mody miseho ho be herim-po" na 2) "tsy hihaino fananarana"
# matoky amin'ny lalany
"matoky fa izay ataony dia mety satria ataony azo antoka fa mety ny ataony mialoha ny hanaovany izany"