# manamafy ny endriny Ireo mety ho heviny dia 1) "mody miseho ho be herim-po" na 2) "tsy hihaino fananarana" # matoky amin'ny lalany "matoky fa izay ataony dia mety satria ataony azo antoka fa mety ny ataony mialoha ny hanaovany izany"