plt_tn/pro/21/13.md

12 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olona izay manampina ny sofiny amin'ny fitarainan'ny mahantra
Fomba fiteny io. DH: "Izay tsy hihaino rehefa misy mahantra mangataka fanampiana"
# tsy hisy hamaly azy
Ny teny hoe "hamaly" dia ilazana ny olona mihaino olon-kafa izay mangataka fanampiana ary mihetsika mba hanampy azy. Io dia azo adika hoe DH: "tsy hisy hanao na inona na inona hanampiana azy"
# mampitony ny hatezerana
"mahatsaratsara ny olona hany ka tsy tezitra intsony izy"