# Ny olona izay manampina ny sofiny amin'ny fitarainan'ny mahantra Fomba fiteny io. DH: "Izay tsy hihaino rehefa misy mahantra mangataka fanampiana" # tsy hisy hamaly azy Ny teny hoe "hamaly" dia ilazana ny olona mihaino olon-kafa izay mangataka fanampiana ary mihetsika mba hanampy azy. Io dia azo adika hoe DH: "tsy hisy hanao na inona na inona hanampiana azy" # mampitony ny hatezerana "mahatsaratsara ny olona hany ka tsy tezitra intsony izy"