20 lines
1.3 KiB
Markdown
20 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# ny molotry ny fahalalana dia firavaka sarobidy
|
||
|
|
||
|
Ny lanjan'ny molotry ny fahalalana dia ampitahaina amin'ny firavaka sarobidy. DH: "sarobidy tahaka ny firavaka lafo vidy ny molotry ny fahalalana"
|
||
|
|
||
|
# ny molotry ny fahalalana
|
||
|
|
||
|
Eto dio "molotra" no iresahana ny "teny." DH: "teny hendry" na "tenin'ny fahalalana"
|
||
|
|
||
|
# Alao ny akanjon'izay nampisy fiarovana ho an'ireo vahiny
|
||
|
|
||
|
Rehefa mampindram-bola, dia maka zavatra amin'ilay mpindrana ny mpampindrana, tahaka ny akanjo, mba ho antoka amin'ny famerenana. Ho averiny izany aorian'ny hamerenana ilay vola. Raha mahantra loatra ilay mpindrana, dia misy olon-kafa afaka manome zavatra iray amin'ilay mpampindrana ho antoka ho azy. Azo atao mazava ny hevitr'io fanambarana io feno. DH: "Makà ankanjo iray ho fiarovana amin'ilay iray izay manome antoka fa ho vaoloa izay nindramin'ny vahiny"
|
||
|
|
||
|
# manisy fiarovana
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny io. Midika izany fa misy olona manome zavatra amin'ny mpampindrana ho antoka fa ho voaloa izay nindramina. DH: "manome antoka fa ho voaloa izay nindramina" na "mampanantena ny handoa ny findramana"
|
||
|
|
||
|
# tazony ho antoka
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny io. Ny "fitazonana ny zavatra iray ho antoka" dia midika fitazonana zavatra iray izay nomen'ny olona ho antoka, na fampanantenana, fa handoa ny trosa izy. DH: "tazony ny akanjony ho antoka amin'ny famerenana"
|