plt_tn/pro/19/25.md

24 lines
497 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Veleso ny mpaniratsira, dia ho mailo ny olona bado
"Raha mamely ny mpaniratsira ianao, ny olona bado"
# Veleso
"Faizo"
# ny olona bado
"olona tsy manan-traikefa" na "olona tsy matotra"
# mailo
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 12:23 io teny io.
# anaro izay manan-tsaina, dia
"raha mananatra ny olona manan-tsaina ianao,"
# hahazo fahalalana izy
Eto ny hevitra ambadiky ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay mety ho azon'ny olona bebe kokoa. DH: "hahalala bebe kokoa"