20 lines
527 B
Markdown
20 lines
527 B
Markdown
|
# Ny hakamoana dia mandatsaka ny olona anaty torimaso lalina
|
||
|
|
||
|
Ny fomba hampatorian'ny hakamoana ny olona iray dia resahina toy ny hoe mandatsaka an-katerena ilay olona ho amin'ny torimaso ny hakamoana. DH: "Ny hakamoana mampatory lava ny olona" na "Ny olona kamo dia matory lava"
|
||
|
|
||
|
# ho noana
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny ilazana ny tsy fihinana io. DH: "tsy hihinana"
|
||
|
|
||
|
# ny didy
|
||
|
|
||
|
"ny didy izay nampianarina azy"
|
||
|
|
||
|
# miaro ny ainy
|
||
|
|
||
|
"miambina ny ainy"
|
||
|
|
||
|
# ny lalany
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny izay entina ilazana ny fomba fiainany io. DH: "ny fomba fiainany"
|