plt_tn/pro/16/27.md

20 lines
671 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olona tsinontsinona dia mihady sompatra
Ny olona miezaka ny hitady fomba hahavoa ny olona hafa dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandavaka amin'ny tany mba hahita zavatra nalevina. DH: "Ny olona tsinontsinona dia mitady sompatra toy ny hoe mandavaka mba hahita zavatra ao amin'ny tany"
# tsinontsinona
"tsy misy ilàna azy" na "ratsy fanahy"
# sompatra
"ratsy" na "fahoriana"
# ny teniny dia tahaka ny afo mandoro
Ampitahain'ny mpanoratra amin'ny fomba handoran'ny afo zavatra ny fomba handratran'io olona io ny hafa. DH: "mandratra olona amin'ny teniny izy, tahaka fandoran'ny afo ny zavatra kasihiny"
# ny mpifosa
ny olona izay mifosa na mpanely tsaho