plt_tn/pro/13/23.md

12 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# saha tsy mbola niasan'ireo
"Ny saha izay tsy nokarakaraina ho amin'ny famokarana sakafo" na "Saha foana mbola tsy vonona ho amin'ny fambolena"
# voafafa amin'ny tsy rariny izany
Ny hoe "voafafa" dia maneho ny fanesorana zavatra tanteraka. Io dia azo atao hoe DH: "fa ny tsy rariny no maka izany sakafo izany" na "ny olona tsy marina no maka ireo sakafo"
# mitandrina ny hampianatra azy tsara
"mitandrina ny hampianatra azy"