# saha tsy mbola niasan'ireo "Ny saha izay tsy nokarakaraina ho amin'ny famokarana sakafo" na "Saha foana mbola tsy vonona ho amin'ny fambolena" # voafafa amin'ny tsy rariny izany Ny hoe "voafafa" dia maneho ny fanesorana zavatra tanteraka. Io dia azo atao hoe DH: "fa ny tsy rariny no maka izany sakafo izany" na "ny olona tsy marina no maka ireo sakafo" # mitandrina ny hampianatra azy tsara "mitandrina ny hampianatra azy"