24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Raha mihiakiaka ho amin'ny fahazavan-tsaina ianao ary mampiaka-peo ho amin'izany
|
||
|
|
||
|
Samy mitovy hevitra ireo fanambarana ireo. Ny hevitra ambadik'izany dia hoe mangataka fahazavan-tsaina mafy amin'i Yaveh ilay olona. DH: "Raha mangataka faingana amin'Andriamanitra ianao ary mitalaho fahazavan-tsaina"
|
||
|
|
||
|
# Raha mihiakiaka...raha mitady
|
||
|
|
||
|
Ity no manohy ny fitohitohizan'ny fanambarana misy fepetra izay nanomboka tao amin'ny 2:1. Raha nadikanao tamin'ny endrika fandidiana ny 1:1-2, dia tokony hadikanao amin'ny endrika fandidiana ihany koa ireo tahaka ny ao amin'ny UDB.
|
||
|
|
||
|
# mampiaka-peo
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny izay midika hoe miteny mafy na mihiakiaka.
|
||
|
|
||
|
# raha mitady izany tahaka ny hitadiavanao volafotsy ianao ary mitady ny fahazavan-tsaina tahaka ny fitady harena miafina
|
||
|
|
||
|
Samy mitovy hevitra ireo fanambarana ireo. Ireo fampitahana ireo dia manindry ny ezaka lehibe izay tokony hataon'ny olona mba hahatakatra izay hendry. DH: "raha mitady fahazavan-tsaina amin'ny ezaka mafy tahaka ny fitadiavanao zava-tsarobidy ianao"
|
||
|
|
||
|
# mitady izany...mitady ny fahazavan-tsaina
|
||
|
|
||
|
Ny fiezahana mafy dia mafy hahatakatra izay hendry dia resahina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy tadiavin'ny olona ny fahazavan-tsaina.
|
||
|
|
||
|
# ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny fahombiazana amin'ny fahafantarana an'Andriamanitra dia atao toy ny hoe zavatra izay hitan'ny olona taorian'ny fitadiavany izany ny fahalalana an'Andriamanitra ny firesahana .
|