plt_tn/php/02/25.md

20 lines
838 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Epafrodito
Izany dia anaran'ilay olona izay nalefan'ny fiangonana Filipiana hikarakara an'i Paoly tany am-ponja.
# mpiara-miasa no mpira-miady
Eto Paoly dia miresaka an'i Epafrodito tahaka ny hoe miaramila izy. Ny tiany lazaina dia hoe Epafrodito dia efa nampiofanina sy nanokan-tena hanompo an'Andriamanitra, na toy inona hamafin'ny fijaliana izay ho zakainy. DH: "namana mpino izay miasa sy mitolona miaraka aminay"
# mpitondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiko
"izay mitondra ny hafatrareo aty amiko ary manampy ahy rehefa ao anatin'ny tsy fahampiana"
# tra-pahoriana mafy izy, ary manina ny hiaraka taminareo rehetra izy
"izy dia tena nanahy sy nitady ny mba hiaraka amintsika rehetra"
# alahelo ambonin'ny alahelo
DH: "ny alahelo tamin'ny fisarahana taminy niampy ny alahelo izay azoko tamin'izaho tao am-ponja"