plt_tn/php/01/25.md

28 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Resy lahatra ny amin'izany
"Satria resy lahatra aho fa tsara kokoa ho anao raha velona"
# fantatro fa hitoetra
"fantatro fa mbola hiaina" na "fantatro fa hiaina hatrany aho"
# Mba ho ao amiko
"mba noho izaho" na "mba noho izay nataoko"
# fa mijoro mafy amin'ny fanahy iray ianareo, amin'ny saina iray miara-miezaka ho an'ny finoana ny filazantsara
Ny hevitry ny fehezanteny roa eto dia mitovy ihany ary manasongadina ny lanjan'ny firaisan-kina.
# amin'ny saina iray miara-miezaka
Ny mifanaiky amin'izy samy izy dia midika hoe miteny tahaka ny hoe saina iray ihany. DH: "mifanaiky sy miara-miezaka"
# miara-miezaka
"miaraka miasa mafy"
# ho an'ny finoana ny filazantsara
Mety ho dikany 1) "manaparitaka ny finoana izay mifototra amin'ny filazantsara" na 2) "Mino sy miaina arak'izay nampianarin'ny filazantsara antsika"