# Resy lahatra ny amin'izany "Satria resy lahatra aho fa tsara kokoa ho anao raha velona" # fantatro fa hitoetra "fantatro fa mbola hiaina" na "fantatro fa hiaina hatrany aho" # Mba ho ao amiko "mba noho izaho" na "mba noho izay nataoko" # fa mijoro mafy amin'ny fanahy iray ianareo, amin'ny saina iray miara-miezaka ho an'ny finoana ny filazantsara Ny hevitry ny fehezanteny roa eto dia mitovy ihany ary manasongadina ny lanjan'ny firaisan-kina. # amin'ny saina iray miara-miezaka Ny mifanaiky amin'izy samy izy dia midika hoe miteny tahaka ny hoe saina iray ihany. DH: "mifanaiky sy miara-miezaka" # miara-miezaka "miaraka miasa mafy" # ho an'ny finoana ny filazantsara Mety ho dikany 1) "manaparitaka ny finoana izay mifototra amin'ny filazantsara" na 2) "Mino sy miaina arak'izay nampianarin'ny filazantsara antsika"