plt_tn/num/30/13.md

16 lines
718 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny voady na ny fampanantenana rehetra...hamafisina na ho foanana
DH: "Ny vadin'ny vehivavy iray dia mety manamafy na manafoana izay voady na fianianana nataony izay mamatotra azy mba handàvany ny tenany"
# ka mamatotra azy
Eto i Mosesy dia miresaka ny fampanantenan'ilay vehivavy izay nataony toy ny hoe zavatra izay mamatotra ny tenany izany. DH: "izay nataony"
# fampanantenana namatotra
Soritsoritan'i Mosesy toy ny hoe zavatra izay mamatotra azy ara-batana ireo fampanantenan'ilay vehivavy. DH: "ireo fanerena" na "ireo fampanantenana"
# satria tsy nilaza na inona na inona taminy izy
Afaka manazava ny fampahalalana efa fantatra ianao. DH: "satria tsy nilaza na inona na inona taminy ny momba ireo izy"