# Ny voady na ny fampanantenana rehetra...hamafisina na ho foanana DH: "Ny vadin'ny vehivavy iray dia mety manamafy na manafoana izay voady na fianianana nataony izay mamatotra azy mba handàvany ny tenany" # ka mamatotra azy Eto i Mosesy dia miresaka ny fampanantenan'ilay vehivavy izay nataony toy ny hoe zavatra izay mamatotra ny tenany izany. DH: "izay nataony" # fampanantenana namatotra Soritsoritan'i Mosesy toy ny hoe zavatra izay mamatotra azy ara-batana ireo fampanantenan'ilay vehivavy. DH: "ireo fanerena" na "ireo fampanantenana" # satria tsy nilaza na inona na inona taminy izy Afaka manazava ny fampahalalana efa fantatra ianao. DH: "satria tsy nilaza na inona na inona taminy ny momba ireo izy"