24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahafito
|
||
|
|
||
|
"ny andro faha-15n'ny volana faha-7." Ny teny hoe "volana" dia manondro ny volana ao amin'ny tetiandro Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# hisy fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"miara-miangona mba hanompo sy hanome voninahitra an'i Yaveh." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika hoe miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy mitandrina ny firavoravoana ho Azy
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe mihazona na mankalaza. Ny teny hoe "Azy" dia manondro an'i Yaveh. DH: "tsy maintsy mihazona ny firavoravoan'i Yaveh ianareo" na "tsy maintsy mankalaza ny firavoravoan'i Yaveh ianareo"
|
||
|
|
||
|
# sorona natao tamin'ny afo
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy maintsy mandoro izany eo amin'ny alitara ianareo"
|
||
|
|
||
|
# vantotr'ombilahy telo ambin'ny folo, ondrilahy roa, ary zanak'ondry lahy herintaona efatra ambin'ny folo
|
||
|
|
||
|
"vantotr'ombilahy 13, ondrilahy 2, ary zanak'ondry lahy herintaona 14"
|