plt_tn/num/22/05.md

36 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nandefa iraka...izy
"Nandefa iraka i Balaka"
# Beora
Io no anaran'ny rain'i Balama.
# Petora
Io dia anaran-tanàna.
# fireneny sy vahoakany
"firenen'i Balama sy ny vahoakany"
# Niantso azy izy
"Niantso an'i Balama i Balaka." Tsy niresaka nivantana tamin'i Balama i Balaka, fa nanao izany tamin'ny alalan'ireo iraka izay nalefany.
# Mandrakotra ny tany izy ireo
Io dia fanitarana mba hanindriana fa tena maro izy ireo. DH: "Tena maro tafahoatra izy ireo"
# ny tany
Io dia manondro ny velaran'ny tany.
# handroaka azy ireo
"alao izy ireo"
# Fantatro fa na iza na iza tahianao dia ho voatahy, ary na iza na iza hozoninao, dia ho voaozona
DH: "Fantatrao fa manan-pahefana hitahy na hanozona olona ianao"