# Nandefa iraka...izy "Nandefa iraka i Balaka" # Beora Io no anaran'ny rain'i Balama. # Petora Io dia anaran-tanĂ na. # fireneny sy vahoakany "firenen'i Balama sy ny vahoakany" # Niantso azy izy "Niantso an'i Balama i Balaka." Tsy niresaka nivantana tamin'i Balama i Balaka, fa nanao izany tamin'ny alalan'ireo iraka izay nalefany. # Mandrakotra ny tany izy ireo Io dia fanitarana mba hanindriana fa tena maro izy ireo. DH: "Tena maro tafahoatra izy ireo" # ny tany Io dia manondro ny velaran'ny tany. # handroaka azy ireo "alao izy ireo" # Fantatro fa na iza na iza tahianao dia ho voatahy, ary na iza na iza hozoninao, dia ho voaozona DH: "Fantatrao fa manan-pahefana hitahy na hanozona olona ianao"