24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Ary nisy olona sasany lasa naloto tamin'ny fatin'ny olona iray
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa nikasika olona maty, izay nandoto azy ireo izy ireo. Afaka ataonao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. DH: "lasa maloto satria nikasika fatin'olona maty izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# naloto
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay heverin'Andriamanitra fa tsy ekena ara-panahy na voaloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ilay olona.
|
||
|
|
||
|
# nitandrina ny Paska
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "nitandrina" dia midika hoe manaja. DH: "manaja ny Paska" na "mankalaza ny Paska"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny fatin'olona
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa nikasika fatin'olona izy ireo. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "satria nikasika ny fatin'ny olona maty izahay"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no tsy avelanao hanatitra sorona...eo amin'ny vahoakan'ny Israely izahay?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana io ireo lehilahy mba hitarainana fa tsy navela handray anjara amin'ny fankalazana ny Paska. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy rariny raha tsy avelanao tsy hanolotra ny sorona...eo amin'ny vahoakan'ny Israely."
|
||
|
|
||
|
# raikitra
|
||
|
|
||
|
napetraka na nofaritana mialoha
|