16 lines
462 B
Markdown
16 lines
462 B
Markdown
|
# Sanbala, Tobia, ary Gasema
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:9.
|
||
|
|
||
|
# fa nanamboatra ny manda indray aho ... dia tsy mbola
|
||
|
|
||
|
Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: "mila mamerina manangana ilay manda isika ... mbola tsy"
|
||
|
|
||
|
# faritra
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ireo faritr'ilay manda. DH: "ireo faritr'ilay manda izay nitriatra" na "izay banga teo amin'ilay manda"
|
||
|
|
||
|
# Ono
|
||
|
|
||
|
Izany no anaran'ilay toerana.
|