# Sanbala, Tobia, ary Gasema Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:9. # fa nanamboatra ny manda indray aho ... dia tsy mbola Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: "mila mamerina manangana ilay manda isika ... mbola tsy" # faritra Io dia manondro ireo faritr'ilay manda. DH: "ireo faritr'ilay manda izay nitriatra" na "izay banga teo amin'ilay manda" # Ono Izany no anaran'ilay toerana.