plt_tn/mrk/10/43.md

24 lines
496 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fa tsy tokony ho toy izany ny aminareo
Afaka atao ihany koa hoe: "Kanefa aza maka tahaka azy ireo"
# maniry ho lehibe
"te-ho hajaina fatratra"
# maniry ho voalohany
"te-ho manan-danja indrindra"
# Fa ny Zanak'Olona tsy tonga mba ho tompoina
Afaka atao ihany koa hoe: "Fa ny Zanak'Olona dia tsy tonga mba ho tompoin'ny olona"
# mba ho tompoina, fa mba hanompo
Afaka ampiana kely ny fehezanteny: "mba ho tompoin'ny olona, fa mba hanompo ny olona"
# ho an'ny maro
"ho an'ny olona maro"