# Fa tsy tokony ho toy izany ny aminareo Afaka atao ihany koa hoe: "Kanefa aza maka tahaka azy ireo" # maniry ho lehibe "te-ho hajaina fatratra" # maniry ho voalohany "te-ho manan-danja indrindra" # Fa ny Zanak'Olona tsy tonga mba ho tompoina Afaka atao ihany koa hoe: "Fa ny Zanak'Olona dia tsy tonga mba ho tompoin'ny olona" # mba ho tompoina, fa mba hanompo Afaka ampiana kely ny fehezanteny: "mba ho tompoin'ny olona, fa mba hanompo ny olona" # ho an'ny maro "ho an'ny olona maro"