28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Jesosy miresaka amin'ny olona sy amin'ireo mpianany momba ny fanarahana Azy. Enina andro taty aoriana, Jesosy nandeha niaraka tamin'ny telo tamin'ireo mpianany nankany an-tendrombohitra izay niovany endrika, ka niendrika tahaka ny hoe Izy any amin'ny fanjakan'Andriamanitra indray andro any Izy.
|
||
|
|
||
|
# Ary hoy Izy tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Ary hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"
|
||
|
|
||
|
# ny fanjakan' Andriamanitra izay ho avy amin'ny hery lehibe
|
||
|
|
||
|
Ny fanjakan'Andriamanitra ho avy dia misolo toerana ny fanehoan'Andriamanitra ny maha-mpanjaka Azy. DH: "Andriamanitra dia maneho ny tenany amin'ny hery lehibe tahaka ny mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# ary izy ireo irery no tany
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia mampiasa ny mpisolo tena "izy ireo" mba hanasongadinana fa irery izy ireo ary Jesosy, Petera, Jakoba, ary Jaona ihany no niakatra tany an-tendrombohitra.
|
||
|
|
||
|
# niova tarehy Izy
|
||
|
|
||
|
DH: "hafa tanteraka ny endriny"
|
||
|
|
||
|
# nanjelanjelatra no sady mazava
|
||
|
|
||
|
"manjelatra" na "mamiratra." Ny akanjon'i Jesosy dia tena fotsy ka nampita na namono ny hazavana.
|
||
|
|
||
|
# fotsy mihoatra ny zavatra nampamotsiana indrindra teto ambonin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Zavatra nampamotsiana dia mamaritra ny fomba famotsiana volon'ondry fotsy natoraly ho fotsy kokoa amin'ny alalan'ny fampiasana famotsiana simika. DH: "fotsy mihoatra noho ny fahafahan'ny olona iray mamotsy azy ireo eto ambonin'ny tany"
|