16 lines
551 B
Markdown
16 lines
551 B
Markdown
|
# Ny endriny
|
||
|
|
||
|
"Ny endrik'ilay anjely"
|
||
|
|
||
|
# dia toy ny tselatra
|
||
|
|
||
|
Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirapiratan'ny endrik'ilay anjely. DH: "mamiratra toy ny tselatra"
|
||
|
|
||
|
# ny akanjony dia fotsy tahaka ny oram-panala
|
||
|
|
||
|
Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirampiratana sy fahafotsian'ny fitafian'ilay anjely. DH: "fotsy tanteraka toy ny oram-panala ny fitafiany"
|
||
|
|
||
|
# nanjary tahaka ny lehilahy maty
|
||
|
|
||
|
Io dia fampitahana izay midika fa nianjera ireo miaramila ary tsy nihetsika. DH: "ary nianjera tamin'ny tany ka nidaboka teo toy ny olona maty"
|