551 B
551 B
Ny endriny
"Ny endrik'ilay anjely"
dia toy ny tselatra
Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirapiratan'ny endrik'ilay anjely. DH: "mamiratra toy ny tselatra"
ny akanjony dia fotsy tahaka ny oram-panala
Io dia fampitahana izay manindry mafy ny famirampiratana sy fahafotsian'ny fitafian'ilay anjely. DH: "fotsy tanteraka toy ny oram-panala ny fitafiany"
nanjary tahaka ny lehilahy maty
Io dia fampitahana izay midika fa nianjera ireo miaramila ary tsy nihetsika. DH: "ary nianjera tamin'ny tany ka nidaboka teo toy ny olona maty"