plt_tn/mat/26/49.md

16 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nanatona an'i Jesosy izy
"nanatona an'i Jesosy i Jodasy"
# nanoroka Azy
"niarahaba Azy tamin'ny oroka"
# Avy eo tonga izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona nitondra sabatra sy langilangy niaraka tamin'i Jodasy sy ireo mpitarika fivavahana.
# naninjitra tanana tamin'i Jesosy, ary nisambotra Azy
"nihazona an'i Jesosy ary nisambotra Azy"