# nanatona an'i Jesosy izy "nanatona an'i Jesosy i Jodasy" # nanoroka Azy "niarahaba Azy tamin'ny oroka" # Avy eo tonga izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona nitondra sabatra sy langilangy niaraka tamin'i Jodasy sy ireo mpitarika fivavahana. # naninjitra tanana tamin'i Jesosy, ary nisambotra Azy "nihazona an'i Jesosy ary nisambotra Azy"