plt_tn/mat/23/06.md

12 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'ireo vahoaka sy ireo mpianatra momba ireo Fariseo i Jesosy.
# toeran'ny manan-kaja ... toeran'ny lehibe ao
Ireo toerana roa ireo dia samy toerana ipetrahan'ireo olona manan-kaja avokoa.
# tsena
Toerana lehibe, ankalamanjana izay hividianan'ny olona sy hivarotany zavatra.