# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'ireo vahoaka sy ireo mpianatra momba ireo Fariseo i Jesosy. # toeran'ny manan-kaja ... toeran'ny lehibe ao Ireo toerana roa ireo dia samy toerana ipetrahan'ireo olona manan-kaja avokoa. # tsena Toerana lehibe, ankalamanjana izay hividianan'ny olona sy hivarotany zavatra.