plt_tn/mat/15/10.md

12 lines
652 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manomboka mampianatra ireo vahoaka sy ireo mpianany momba izay mandoto ny olona iray sy ny maha-diso ireo Fariseo sy mpanora-dalàna manoloana ny fitsikeran'izy ireo Azy i Jesosy.
# Mihainoa ka mahazoa
Tsindrian'i Jesosy ny maha zava-dehibe izay ho lazainy. Ny hevitra ambadiky ny fampahafantarana dia azao adika mazava. DH: "Mihainoa tsara izay lazaiko mba hahazoanareo ny dikany"
# miditra ao ambavan'ny ... izay aloaky ny vava
Mampifanohitra izay hanin'ny olona iray amin'izay tenenin'ny olona iray i Jesosy. Ny tian'i Jesosy ambara dia hoe: izay lazain'ny olona no heverin'Andriamanitra fa tsy izay haniny.